Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 23:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy telo lahy samy malaza avy tamin'ny telo-polo lahy nidina ka tonga tao amin'i Davida tao amin'ny zohin'i Adolama nony fararano; ary ny miaramilan'ny Filistina nitoby teo amin'ny Lohasahan'ny Refaita.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:13 amin'ny teny manodidina.