Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 21:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka naka azy roa lahy, zanak'i Rizpa, zanakavavin'i Aia, izay naterany tamin'i Saoly, dia Armony sy Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak'i Mikala, zanakavavin'i Saoly, izay naterany tamin'i Adriela, zanak'i Barzilay Meholatita,

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 21

Jereo 2 Samoela 21:8 amin'ny teny manodidina.