Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 21:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin'i Saoly na amin'ny taranany sady tsy mahazo mamono olona amin'ny Isiraely Ary hoy izy: Koa ahoana ary no tianareo hataoko ho anareo?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 21

Jereo 2 Samoela 21:4 amin'ny teny manodidina.