Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 21:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taolan'i Saoly sy Jonatana zanany dia nalevin'ny olona tao amin'ny tanin'ny Benjamina tao Zela, tao amin'ny fasan'i Kisy rainy; ary dia vitany izay rehetra nandidian'ny mpanjaka. Ary nony efa vita izany, dia neken'Andriamanitra ny fifonana natao ho an'ny tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 21

Jereo 2 Samoela 21:14 amin'ny teny manodidina.