Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 21:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Rizpa, zanakavavin'i Aia, naka lamba fisaonana, dia novelariny teo amin'ny vatolampy iny hitoerany hatramin'ny niandohan'ny taom-pijinjana ka ambara-pilatsaky ny orana avy any an-danitra tamin'ny faty, ka tsy navelany hipetrahan'ny voro-manidina ireo raha antoandro, na ny bibi-dia raha alina.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 21

Jereo 2 Samoela 21:10 amin'ny teny manodidina.