Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 20:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa mby tao akaiky izy, dia hoy ravehivavy: Hianao va no Joaba? Dia hoy izy: Eny, izaho no izy. Ary hoy ravehivavy taminy: Mihainoa ny teniko mpanompovavinao. Dia hoy izy: Mihaino aho izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:17 amin'ny teny manodidina.