Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 20:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary sendra nisy lehilahy iray tena ratsy fanahy teo, Seba no anarany, zanak'i Bikry Benjamita; ary nitsoka ny anjomara izy sady niantso hoe: Isika tsy manana anjara amin'i Davida na lova amin'ny zanak'i Jese; samia mody any amin'ny lainy avy, ry Isiraely ô.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:1 amin'ny teny manodidina.