Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia avy ny lehilahy amin'ny Joda ka nanosotra an'i Davida tao mba ho mpanjaka amin'ny taranak'i Joda. Ary nisy nanambara tamin'i Davida hoe: Ny olona any Jabesi-gileada no nandevina an'i Saoly.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:4 amin'ny teny manodidina.