Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 2:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an'i Abnera; ka nony tonga teo amin'ny havoana Ama izy, izay tandrifin'i Gia amin'ny lalana mankany amin'ny efitr'i Gibeona, dia maty ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:24 amin'ny teny manodidina.