Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 2:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mba teo koa izy telo lahy zanak'i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:18 amin'ny teny manodidina.