Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:38 Malagasy Bible (MG1865)

Trarantitra ianao, aoka aho mpanomponao hody ihany ka ho fety any amin'ny vohitro ao akaikin'ny fasan'ikaky sy ineny. Fa indro Kimama mpanomponao; aoka izy no hiaraka amin'ny mpanjaka tompoko, ary ataovy aminy izay sitrakao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:38 amin'ny teny manodidina.