Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mefiboseta, zanakalahin'i Saoly, nidina hitsena ny mpanjaka, ary tsy nanasa tongotra na namboatra volom-bava na nanasa lamba izy hatramin'ny andro nialan'ny mpanjaka ka hatramin'ny andro nahatongavany soa aman-tsara.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:25 amin'ny teny manodidina.