Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Davida: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak'i Zeroia, no tonga mpanohitra ahy ianareo anio? Tokony hisy olona hatao maty va eto amin'ny Isiraely izao? Fa moa tsy fantatra va fa izaho no mpanjakan'ny Isiraely anio?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:23 amin'ny teny manodidina.