Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida mpanjaka naniraka tany amin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona ka nanao hoe: Ataovy amin'ny loholon'ny Joda hoe: Nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin'ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? fa ny tenin'ny Isiraely rehetra efa tonga tao amin'ny mpanjaka tao an-tranony

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:12 amin'ny teny manodidina.