Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka nandidy an'i Joaba sy Abisay ary Itahy hoe: Noho ny amiko dia mamindrà fo amin'i Absaloma zatovo. Ary ny olona rehetra dia nahare ny nandidian'ny mpanjaka ny mpifehy rehetra ny amin'i Absaloma.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:5 amin'ny teny manodidina.