Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Ahimaza niantso ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Fiadanana! sady niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah Andriamanitrao, Izay efa nanolotra ny olona nanainga tanana hikomy amin'ny mpanjaka tompoko.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:28 amin'ny teny manodidina.