Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Joaba tamin'ilay Kosita: Andeha, ambarao amin'ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary ilay Kosita niankohoka teo anatrehan'i Joaba, dia lasa nihazakazaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:21 amin'ny teny manodidina.