Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joaba nitsoka ny anjomara, ka dia niverina avy nanenjika ny Isiraely ny vahoaka, satria niantran'i Joaba izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:16 amin'ny teny manodidina.