Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ralehilahy tamin'i Joaba: Na dia efa mby an-tanako aza ny sekely volafotsy arivo, tsy haninjitra ny tanako hamely ny zanaky ny mpanjaka aho; fa teo anatrehanay no nandidian'ny mpanjaka anao sy Abisay ary Itahy hoe: Samia mitandrina an'i Absaloma zatovo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:12 amin'ny teny manodidina.