Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy kosa Hosay: Hianao mahalala ny rainao sy ny olony, fa olona mahery izy sady masiaka tahaka ny bera very anaka any an-tsaha; ary lehilahy mpiady rainao ka tsy miara-mitoetra amin'ny vahoaka raha alina.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:8 amin'ny teny manodidina.