Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Amasa no notendren'i Absaloma ho komandin'ny miaramilany ho solon'i Joaba; ary Amasa dia zanak'ilay Isiraelita atao hoe Jitra, ilay nandry tamin'i Abigaila, zanakavavin'i Nahasy sady rahavavin'i Zeroia, renin'i Joaba.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:25 amin'ny teny manodidina.