Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:16 Malagasy Bible (MG1865)

Koa maniraha haingana izao, ary ambarao amin'i Davida hoe: Aza mitoetra any amin'ny fitàna any amin'ny efitra anio alina, fa mità faingana tokoa, fandrao ho levona na ny mpanjaka na ny olona rehetra any aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:16 amin'ny teny manodidina.