Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao kosa no mba hevitro: Aoka hovorina ho eto aminao avokoa ny Isiraely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, toy ny fasika amoron-dranomasina no hamarony; ka dia ny tenanao no hankany an-tafika.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:11 amin'ny teny manodidina.