Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 16:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Absaloma tamin'i Hosay: izao va no fitianao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin'ny sakaizanao?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:17 amin'ny teny manodidina.