Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Syria, nanao hoe: Raha mbola hampodin'i Jehovah any Jerosalema ihany aho, dia hanompo an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:8 amin'ny teny manodidina.