Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka ny mpanjaka ka narahin'ny ankohonany rehetra. Ary ny mpanjaka namela folo vavy tamin'ny vaditsindranony hiandry trano.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:16 amin'ny teny manodidina.