Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Absaloma naniraka naka an'i Ahitofela Gilonita, mpanolo-tsaina an'i Davida, avy tao an-tanànany, dia tao Gilo, raha mbola nanatitra ny fanatitra izy. Ary nihamasaka ny tetika fikomiana, ka dia nihamaro mandrakariva ny olona nomba an'i Absaloma.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:12 amin'ny teny manodidina.