Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joaba nankany amin'ny mpanjaka ka nanambara izany taminy: ary dia nampanalain'ny mpanjaka Absaloma, dia nankao aminy izy ka niondrika tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka; ary dia nanoroka an'i Absaloma ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:33 amin'ny teny manodidina.