Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Absaloma dia naniraka tany amin'i Joaba, mba hanirahany azy ho any amin'ny mpanjaka, fa tsy nety nankany aminy izy; ary mbola naniraka fanindroany indray Absaloma, fa mbola tsy nety nankany ihany Joaba.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:29 amin'ny teny manodidina.