Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:17 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny mpanompovavinao: Hahazoako fiononana anie ny tenin'ny mpanjaka tompoko; fa ta-haka Ilay Anjelin'Andriamanitra ny mpanjaka tompoko ka mandinika izay soa sy ratsy; koa Jehovah Andriamanitrao anie ho aminao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:17 amin'ny teny manodidina.