Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho no tonga hilaza izany zavatra izany amin'ny mpanjaka tompoko, ny olona no nampitahotra ahy: ary hoy izaho mpanompovavinao: mba holazaiko amin'ny mpanjaka izany; fa angamba ny mpanjaka hanao izay angatahin'ny mpanompovaviny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:15 amin'ny teny manodidina.