Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 13:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ka hoy izy taminy: Nahoana ianao, ry zanaky ny mpanjaka, no mihamahia isan'andro isan'andro? Tsy tianao hambara amiko va izany? Dia hoy Amnona taminy: Tia an'i Tamara, anabavin'i Absaloma rahalahiko, aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:4 amin'ny teny manodidina.