Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 13:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nankao amin'ny mpanjaka Absaloma ka nanao hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao; koa trarantitra ianao, aoka ny mpanjaka sy ny mpanompony handeha hiaraka amiko mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:24 amin'ny teny manodidina.