Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 12:9 Malagasy Bible (MG1865)

koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin'i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin'ny sabatry ny taranak'i Amona izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:9 amin'ny teny manodidina.