Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 12:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nesoriny ny satro-boninahitr'ilay mpanjaka teny an-dohany talenta volamena iray no lanjany, sady nisy vato soa, ary dia nisatrohan'i Davida. Ary navoakany tao an-tanàna ny babo azo, ka be dia be ireny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:30 amin'ny teny manodidina.