Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 11:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida naniraka olona ka nampaka azy; dia tonga tao aminy izy ka nandriany. Ary ravehivavy nanamasina ny tenany ho afaka tamin'ny halotoany, dia nody tany an-tranony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 11

Jereo 2 Samoela 11:4 amin'ny teny manodidina.