Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 11:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afa-tsaona izy, dia nampanalain'i Davida ho any an-tranony, ary dia novadiny izy ka niteraka zazalahy taminy. Nefa tsy sitrak'i Jehovah izany nataon'i Davida izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 11

Jereo 2 Samoela 11:27 amin'ny teny manodidina.