Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 11:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nasain'i Davida izy, dia nihinana sy nisotro teo anatrehany, ka nomamoiny, ary nony hariva dia nivoaka izy ka nandry teo amin'ilay nandriany teo amin'ny mpanompon'ny tompony ihany, fa tsy nidina nody tany an-tranony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 11

Jereo 2 Samoela 11:13 amin'ny teny manodidina.