Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 11:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin'ny andro fandehanan'ny mpanjaka hiady, dia naniraka an'i Joaba sy ny mpanompony ary ny Isiraely rehetra Davida, ka nandringana ny taranak'i Amona ireo sady nanao fahirano an'i Raha; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 11

Jereo 2 Samoela 11:1 amin'ny teny manodidina.