Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 10:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahady; ary ny Syriana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka nitokana teny an-tsaha kosa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:8 amin'ny teny manodidina.