Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 10:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak'i Amona tamin'i Hanona tompony: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan'i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha ny tanàna sy hisafo azy ary handrava azy va no nanirahan'i Davida ireo mpanompony ireo hankatį»³ aminao?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:3 amin'ny teny manodidina.