Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 10:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ny mpanjaka rehetra izay nanoa an'i Hadadezera fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin'ny Isiraely izy ireo ka nanompo azy. Dia natahotra ny Syriana, ka tsy nety namonjy ny taranak'i Amona intsony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:19 amin'ny teny manodidina.