Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan'ny taranak'i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:1 amin'ny teny manodidina.