Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanambara taminy ilay zatovo nanao hoe: Sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho, ary, indro, Saoly nitehina tamin'ny lefony; ary, indreo, ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:6 amin'ny teny manodidina.