Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanatona azy aho ka namono azy, satria fantatro fa tsy ho velona izy, rehefa resy, ka dia nalaiko ny satro-boninahiny teo an-dohany sy ny fehin-tanana teo amin'ny sandriny, ka nentiko etỳ amin'ny tompoko izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:10 amin'ny teny manodidina.