Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitsangana izy ka niditra tao an-trano, dia naidiny tamin'ny lohany ny diloilo; ary hoy izy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Efa nanosotra anao Aho ho mpanjakan'ny Isiraely oloko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:6 amin'ny teny manodidina.