Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jeho tamin'i Bidkara lefiny: Betao izy, ka atsipazo ao amin'ny sahan'i Nabota Jezirelita; fa tsarovy fa fony izaho sy ianao samy nitaingina kalesy nanaraka an'i Ahaba rainy, dia nolazain'i Jehovah fa hihatra aminy izao loza voalaza izao hoe:

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:25 amin'ny teny manodidina.