Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 8:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin'ny feriny tamin'ny nahavoazan'ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria. Ary Ahazia, zanak'i Jehorama, mpanjakan'ny Joda, nidina hamangy an'i Jorama, zanak'i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:29 amin'ny teny manodidina.