Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 8:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Elisa efa niteny tamin-dravehivavy, renin'ilay zaza maty novelominy, ka nanao hoe: Miaingà, ka mandehana ianao sy ny ankohonanao, ary mivahinia any amin'izay azonao hivahiniana; fa Jehovah efa niantso ny mosary, sady efa ho tonga izany ka haharitra fito taona amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:1 amin'ny teny manodidina.