Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 7:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jehovah efa nampandre ny miaramilan'ny Syriana ny fikodiadian-kalesy sy ny fandehan'ny soavaly, dia ny firodondrodon'ny miaramila be; ary niresaka hoe izy: Injao, fa ny mpanjakan'ny Isiraely efa nanamby ny mpanjakan'ny Hetita sy ny mpanjakan'ny Egyptiana hiady amintsika.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:6 amin'ny teny manodidina.